|
|
|
|

Teny iditra1 mamoafady
Singan-teny  2mamoa, 3fady
Sokajin-teny  4 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza zavatra mahamenatra loatra.
6Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [mamoa fady] 7to transgress taboo, to disgrace oneself. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens). [1.3#840]
[mamoa fady] 9violer les tabous, se déshonorer. [1.8]
Ohatra  10 Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445#]
11 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472]
12 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  17mahavoafady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12